|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 olana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Randrana, fifadidirana: Tsy haiko vahana io olana io fa mifadiditra aoha izany
4 Fanodinan-javatra miankavia ny ilany, miankavanana ny ilany: Tsy laitra olana ity lamba ity fa henjana 5 Fisaritahana, fisafotofotoan-javatra: Misy olana saro-bahana amin' io raharaha io [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 twisting
[1.2] 7 a twisting; a strand in a rope; a problem [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 entortillement; toron dans une corde; problème, difficulté
[1.8] |
| Ohatra |
9 Tsy nisy olana tao, fa avy hatrany dia roso indray ny dia, olona roa lahy tompon-tany ihany koa no nitarika.
[2.472]
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 27 Fikambanana 13 amin' io teny io |
| Ohabolana | 28 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 29 olana |
| Sokajin-teny | 30 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
31 (sens général : tordu, ramifié ; allusion au rhizome charnu qu'on recherche activement) Vigna capensis (E. Mey.) Walp. (Fabaceae). D'après Descheemaeker, le rhizome, assez gros, est quelquefois enterré à 1 m de profondeur, souvent plus superficiel dans les rocailles. On le coupe en rondelles, consommées après cuisson comme aliment de disette. Mais en temps normal, ces rondelles sont données crues aux animaux ; spécialement aux porcs et aux boeufs de fosse qu'on veut engraisser.
[Betsileo]
[1.196] |
| Voambolana | 32 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 34 alona, alòna, 35 lañoa, 36 laona, 37 loana, olana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|