Entrée Ohabolana voalamina
Partie du discours nom propre (titre de livre ou pièce)
Explications en malgache navoakan-dRatatamo tamin' ny taona 1964, hoe hanampiana ny manala fanadinana. Tsy voaisa ny ohabolana ao, vitsy ihany. Voalamina araka ny foto-kevitra. [Rahajarizafy 1988 page 11]
Auteur Ratatamo, 1964
Tableaux et planches Tous les titres

Mis à jour le 2020/07/31