Entrée | Ohabolana vaovao | |
Partie du discours | nom propre (titre de livre) | |
Explications en malgache | Navoakan-dRatsimbazafy Louis tamin' ny taona 1948. Misy 2.300 no tafavoakany, milahatra araka ny abidia; saingy vita ny M, dia tsy nitohy intsony... Be ohabolana mbola tsy navoakan' ny teo aloha ny azy: fa ain' ny fiteny tokoa ny ohabolana, ka samy mamorona vaovao lava ny taranaka mifandimby. [2.299] | |
Tableaux et planches | Tous les titres | |
Mis à jour le 2023/06/12 |