Entrée ny voa tsy hendry: ny azony adala (ny, voa, tsy, hendry, azo, adala)
Partie du discours locution
Définition malgache iharan' ny fahasahiranana lehibe sy tampoka ka mipepipepy sy mitotototo daholo, na ny hendry na ny adala, manadino ny tokony hatao [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31