Entrée ny ratsy tsy kely lalana (ratsy, tsy, kely, lalana)
Partie du discours locution
Définition malgache enti-milaza fa mikaro-kevitra hifetsena sy hanambakana mandrakariva ny ratsy saina noho izy tsy mba voasakantsakan' ny tahotra ny hanao ratsy [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2011/01/17