Entrée ny ahy (ny, ahy)
Partie du discours expression
Définition malgache Enti-misolo anaran-javatra ananana raha ny tena no tompony: Lafo kokoa ny satrokao noho ny ahy. [Rajemisa 1985]
Définition française le mien, les miens [Abinal 1888]
Exemples 
1Ny ahy toaka mahery! [Andriamalala: Fasana, page 5]
2Mba kivazivazy ny ahy. [Rapatsalahy: Kintana, page 70]

2017/11/06