Entrée nosy
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Tany voahodidin' ny rano, anivon' ny riaka: i Madagasikara no nosy fahatelo amin' ny habeny eran' izao tontolo izao
Explications en anglais  [Richardson 1885] an island. [jav. And other Malayan dialects nusa.]
  [Hallanger 1973] an island
Explications en français  [Abinal 1888 page 455, Hallanger 1974] île
Vocabulaire 
Exemples 
1 [Andriamalala: Vohitry] sy Madagasikara, ilay nosy tsy foy!
2 [Andriamalala: Zazavavindrano, page 139] Nosy ihany no mbola nahitanao ahy indray.
3 [Randriamamonjy: Tantara, page 554] Izy irery no hany tompon' ny Nosy manontolo.
Citations 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot nosy (12)
Ambatonosy
Anosiroa
Anositelo
  Anosivola
Anosizato
Nosibe
  Nosimaro
Nosimboahangy
Nosy Be
  Nosy Mangabe
Nosy Tanikely
Nosy Voalavo
 
Illustrations 

Mis à jour le 2021/02/26