|
|
|
|

Teny iditra1  ngazana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-milaza tany maina karakaina ka tsy anirian-javamaniry
4 Tany -- tanety na toerana tsy ahitan-tsakafo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 bare and barren. Used of country. Comp. mazana. [1.2]
6 dry and barren (of the soil) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 sec et stérile (se dit des sols) [1.8]
Ohatra  8  ireo kininina vitsivitsy miavaka loatra amin' ny tany ngazana anirian' ny horompotsy. [2.470]
Sampanteny 
Anarana :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19