|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  Nehemia
Sokajin-teny  2  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 zanak' i Hakalia, ary toa avy tamin' ny firenen' ny Joda izy, ka nalevina tao Jerosalema rainy syHanany rahalahiny [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  4 Nehemiah [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  5 Néhémie [2.996]
Voambolana  6  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  7 Toko sy andininy momba Nehemia

Teny iditra (2/4)8  Nehemia
Sokajin-teny  9  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  10 anankiray tamin' ny Jiosy izay nanaraka an' i Zerobabela nitarika ny namany, izay efa voababo hiakatra avy any Babylona ka hiverina ho any Jerosalema sy Jodia indray [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  11 Nehemiah [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  12 Néhémie [2.996]
Voambolana  13  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  14 Toko sy andininy momba Nehemia

Teny iditra (3/4)15  Nehemia
Sokajin-teny  16  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  17 zanak' i Azboka, mpanapaka ny antsasak' i Beti-zora, ary isan' izay olona nanampy an' i Nehemia hanorina ny mandan' i Jerosalema [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  18 Nehemiah [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  19 Néhèmya [2.996]
Voambolana  20  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  21 Toko sy andininy momba Nehemia

Teny iditra (4/4)22  Nehemia
Sokajin-teny  23  anaran-tsamirery (boky ara-baiboly)
Fanazavàna teny malagasy  24 Randzavola: Nehemia amin' ny Baiboly [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  25 Nehemiah: one of the books of the Bible [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  26 Néhémie: un des livres de la Bible [2.996]
Voambolana  27  Soratra Masina

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08