Entrée Nanahary
Partie du discours nom
Explications en malgache Teny mitovy amin' ny hoe Zanahary ihany, fa ny N sy Z nifanolo toerana toy ny hita indraindray: ohatra amin' ny hoe "Naotra" sy "Zaotra" (izay nahazoana ny zao-dahy, zao-bavy). [Rajemisa 1985]
Explications en anglais same as zanahary, andriananahary [Richardson 1885]
 more or less synonym of zanahary; a god, God [Hallanger 1973]
Explications en français synonyme (plus ou moins) de Zanahary un dieu, Dieu [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31