Entrée na dia ... aza (na, dia, aza)
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Izay mampiditra fehezan-kevitra enti-milaza na fiaikena fa tsy araka ny tokony ho izy ny toe-javatra: Horaisiko ihany ny fangatahanao na (dia) efa tratra aoriana aza, na fanekena ny fisian' ny toe-javatra iray: Na maro aza ny voninkazo, mbola ny raozy ihany no tiako
Explications en anglais  [Richardson 1885] even, though, although
  [Hallanger 1973] although
Explications en français  [Malzac 1893] sans: Nanao izany izy, na dia tsy nasaina nanao aza (Il a fait cela sans qu'on le lui ait dit)
  [Hallanger 1974] même si, quand même
Synonymes na ... aza
Mots composés, titres, noms 

Mis à jour le 2020/07/31