|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  N  ~  n    
Sokajin-teny  2  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  3 Tarehintsoratra fahatelo ambin'ny folo ary renisoratra fahafolo amin'ny abidy malagasy
4 Marihina fa ny Z sy N dia renisoratra azo ampifanoloina indraindray, tahaka ny hita, ohatra, amin' ny hoe: Zaotra sy Naotra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 
6 Consonne nasale, la treizième lettre de l'alphabet malgache
7 et la dizième des consonnes. [1.3]
Mpanahaka  8  abidy
Tsanganana sy sary iray takila  9  Ny abidia
Lahatsoratra  10 Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Sary 

Teny iditra (2/3)11  -n-
Sokajin-teny  12  kianteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  13 Teny mpampiankina enti-milaza tompon-javatra na
14 mpanao ny asan'ny matoantenin'ny iharana, atovana amin'ny teny
15 tsy miafara amin'ny ka, tra, na, ka toy
16 izao izany: atovana amin'ny
17 anarana milaza ny zavatra ananana ny n' na n- (tranon'
18 olona, akanjon-jaza) na amin'ny matoanteny iharana (ataon' olona, vitan-jaza) [1.1]

Teny iditra (3/3)19  N    
Sokajin-teny  20  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  21 Azôty na nitirôzenina.
22 Singa mietona, fahafito amin'ny
23 fisokajiana miherina. [3.1]
Fanazavàna teny anglisy  24 nitrogen [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  25 azote [3.1]
Voambolana  26  Simia
Tsanganana sy sary iray takila  27  Fisokajiana miherina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17