|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  abi
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fitambaran'ny tarehintsoratra misy amin'ny fitenim-pirenena iray: Misy tarehintsoratra iraika amby roapolo amin'ny abidy malagasy: a, b, d, e, f, g, h, i, j, k, l, m, n, o, p, r, s, t, v, y, z.
4 Ny fotopototry ny zavatra na ny fahaizana iray, ny antonjavatra resahina na lazaina:Miteniteny momba ny bomba atomika Rangahy io, kanefa tsy mahalala ny abidin'izany akory.
5 Ny ambaratongam-pianarana ambany indrindra ianaran'ny ankizy manambatra tarehintsoratra, manao bi-a-ba: Efa kilasy fahafiry izao ilay faralahinao? -- Mbola ao amin'ny abidy ny anao ko. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 The name of the Malagasy Alphabet, so called from the names of the first three letters [1.2]
7 The alphabet [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 Nom de l'alphabet malgache [1.3]
9 alphabet [1.66, 1.5]
10 L'alphabet [1.8]
11 (un) alphabet. Miainga amin' ny abidy ny soratra sy ny vaky teny: l'écriture et la lecture commencent par l'alphabet [1.67]
Ohatra  12  Sorabe: teny malagasy nosoratana amin' ny abidy arabo [2.117]
13  Maniry mafy izahay mba hahazo fianarana abidy sy manambatra ary fianarana hamany teny. [2.649]
14  Fanehoana an-tsary ireo abidy sy fanolorana ireo mpandray anjara fototra ao amin' ireo lahatsoratra no mamaky lay ny boky. [2.442#4]
Haiendriteny 
15  Tsotra :
Tsipelina hafa  16 abede
Kamban-teny rehetra  17  Fikambanana 4 amin' io teny io
Teny nalaina  18  Soratra misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  19  Ny abidia
Sary 
20 

Teny iditra (2/4)21  abidy
Sokajin-teny  22  anarana
Fanazavàna teny malagasy  23 Vavy antitra [Betsimisaraka] [1.78]
24 antibavy [Betsimisaraka] [1.147#A1]
Ohabolana  25  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (3/4)26  abidy
Sokajin-teny  27  anarana
Fanazavàna teny malagasy  28 andevo [Betsileo] [1.78]
Kamban-teny rehetra  29 manao dian' abidy

Teny iditra (4/4)30  abidy
Sokajin-teny  31  anarana
Fanazavàna teny anglisy  32 A provincial name for a water-bird. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  33 Nom d'un oiseau aquatique. [Tankarana] [1.19]
Voambolana  34  Haibiby: vorona

Fivaditsoratra  abidy, abidỳ, 35 adiby

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/23