Entrée mpianakavibe (anaka, avy, be)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Enti-milaza ny fianakaviana miitatra hatrany amin' ny foko
Exemples  [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 18] Izaroa niarahan' ny mpianakavibe nanolotra, noho ny fahasoavany angaha, nanaovany voady manokana ka notanterahany.

Mis à jour le 2020/07/31