|
|
|
|

Teny iditra1  mova tsy
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 (Moa ve tsy na Miova tsy) Teny enti-milaza fitoviana ara-pampitahana: Mova tsy ny dian-tongotra havia ny sarintanin' i Madagasikara [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 tout à fait semblable à:
5 Mova tsy ny adala izy (Il est tout à fait semblable à un fou)
6 ~ Mova hianao tsy izy (Vous lui ressemblez tout à fait)
[1.3#447]
Ohatra  7  Mova tsy nitana aina ny tontolo / Nanaraka ny fiomanana rehetra [2.576]
8  Mova tsy ny manontany ahy izay faritry ny sandriko foiko hotapahina [2.298]
9  Moava tsy fomba firesak'izy roa fony izy ireo nifankahita voalohany indrindra ka nahatonga an-dRasoa ho fofombadin-dRainitoandro, taona maro lasa izay [2.470]
Tsipelina hafa  10 miova tsy, moa va tsy, moa ve tsy
Tovy hevitra  11 mitovy amy, ohatra ny, tahaka ny

Fivaditsoratra  12 mavotsy, mova tsy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17