|
|
|
|

Teny iditra1  moron-tsiraka
Singan-teny  2 morona, 3 tsiraka
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 tany an-tsisin-dranomasina [1.1]
6 [morontsiraka] sisin-tany manamorona, manolotra ny ranomasina [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7 bord de la mer [1.3]
8 [morontsiraka] côte littorale [1.13]
Ohatra  9  [2.499]
10  [2.471]
Voambolana  11  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Tovy hevitra  12 morondranomasina

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/22