Entrée morona
Partie du discours nom
Explications en malgache Sisina (rano, lalana, tevana...): Aza manaraka ny moron-tevana raha sarotim-panina ~ Nipetraka teo amoron-dalana ilay mahantra (ny amin' ny "amorona" eto dia tsy misy hafa amin' ny an amin' ny "an-tsisin-dalana, ohatra, saingy natao a amin' izy eo alohan' ny mary nosoratana nakambana amin' ny morona koa). [Rajemisa 1985]
Explications en anglais the border, the brink, the edge [Hallanger 1973]
Explications en français le bord [Hallanger 1974]
 bord, côte, rivage [Boiteau 1997]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Soa ihany fa efa tsy lavitra intsony ny morona. [FOFAFIPE: Tongavola]
2Manga ngalingaly ny rano, manga matsora ny lanitra, maitso mavana ny morona. [Rajaonarivelo: Bina, page 13]
3Azon' ny olona hiampitana manasa-dranjo Ikopa ary zary fasika mitomandavana avokoa ny morona. [Rakotonandrasana: Tantsaha]
Citations 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot morona (1): Morondava

Entrée morona
Partie du discours nom
Explications en français  [Mahafaly, Tandroy] (probablement une déformation de morama). Sorghum roxburghii Stapf (Poaceae). Introduite de l'Inde méridionale, ou de la côte orientale d'Afrique où elle est cultivée depuis longtemps. Fournit un grain comestible. Très résistante à la sécheresse. [Boiteau 1997]
Vocabulaire 
Nom scientifique Sorghum roxburghii

Mis à jour le 2022/05/07