|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 mole |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Biby tahaka ny soavaly nefa manana ny bikabikan' ny ampondra (ny mole na Ramole dia zanaky ny ampondralahy sy ny soavalivavy )
[1.1] 4 safiotra avy amin'ny ampondra sy soavaly [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 a mule
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 mulet
[1.3, 1.54] 7 mulet [1.8] |
| Voambolana | 8 Haibiby: mampinono |
| Tovy hevitra | 9 ramole |
| Teny iditra (2/3) | 10 mole
![]() |
| Sokajin-teny | 11 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
12
13 kambo: a mole or other growth on the skin [1.7] |
| Voambolana | 14 Fahasalamana |
| Teny iditra (3/3) | 15 mole
![]() |
| Sokajin-teny | 16 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
17
18 môla: mole [1.13] |
| Fivaditsoratra | 19 lemo, 20 melo, 21 mole |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|