Entrée mody omby tera-bao (ody, omby, teraka, vao)
Partie du discours expression
Définition malgache entimilaza ny fotoana fodian'ny ombivavy vao teraka, izany hoe alohan'ny filentehan'ny masoandro [Rajemisa 1985]
Définition anglaise in the afternoon; lit. the coming home of the cow which has recently calved. [Richardson 1885]
Vocabulaire 

2012/09/26