|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 mivovò |
| Fototeny | 2 vovo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 (alika) mikiakiaka mitady hanaikitra na hampitahotra:
5 mivovò ny mpandalo ity alika ity [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to bark
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 aboyer
[1.8] |
| Ohatra |
8 Ny alika handramatra tsy mivovo.
[2.347#72]
9 aza tsy mahavely vava amboa mivovo. [2.285#] 10 Niverina izy ireo ka nolazainy fa misy olona miteniteny sy alika mivovo ao. [2.588#] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 14 Feo 15 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
| Teny iditra (2/3) | 16 mivovo |
| Fototeny | 17 vovo |
| Sokajin-teny | 18 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
19 manao an-kasomparana, mankahala, manao an-dolompo
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (3/3) | 23 mivovo |
| Sokajin-teny | 24 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
25 mitsikilo, mitily
[Taisaka]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | mivovò, mivovo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|