Entrée mivolo (volo)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Manana endrika, tarehin-...: Mahafinaritra ery~ ny mijery ny masoandro mivolom-bolamena, rehefa madiva hilentika iny! ~ Mivolon' andro ririnina izany andro izany [1.1]
Explications en anglais To have the appearance of [1.7]
Explications en français Avoir l'apparence de [1.8]
Exemples mivolom-boatavo ny hodi-tavany, ary hita eny ny mahazazamena azy noho ny fihetsiky ny tongotra aman-tanany. [2.470]
Morphologie 
Présent : mivolo
Passé : nivolo
Futur : hivolo
Mots composés 
Proverbes 

Entrée mivolo
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Bara] Mihaingo taretra [1.78]

Mis à jour le 2023/10/25