Entrée mivohitra (vohitra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mibontsina, kibotaina: Andry mivohitra
¶ Mibokitra, mivohon-tsotro: Mivohitra ny arabe eto ho eto [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise to swell, to bulge [Hallanger 1973]
Traduction française être bombé [Hallanger 1974]
Morphologie 
mivohitra
nivohitra
hivohitra
mivohira
Exemples Hila tsy hisy fiavahana amin' ny saokany intsony ny tendany ary mifaninana mivohitra amin' ny mokon-dohany ny vozony. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 153]

Mis à jour le 2020/07/31