|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mivoha
Fototeny  2 voha
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Misokatra, tsy mikatona: Mivoha ny varavarankely ka miditra ny rivotra madio.
5 Azo aleha: Efa mivoha ny lalana manhany Toamasina.
6 Mangata-dalana tsy ho tonga: Mivoha lava io mpianatra io. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to be open, to open. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 s'ouvrir, être ouvert. [1.8]
Ohatra  9  Dia nivoha io, nivoha moramora ary nitafitafy. [2.472]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  14  Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)15  mivohà
Fototeny  16 voha
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mivoha [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  18 mivohà, mivoha

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/12