Entrée mivembena (vembena (vena))
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mirondrona, tsy mandeha mahitsy tsara fa mitongilangilana atsy mivezina aroa, ohatra ny olona mamo; miraika sy mitongilangilana miankavia miankavanana eny am-pandehanana: Jereo ange ity mamo mivembena eran' ny arabe
Misalasala, miroahana: Tsy hitako be ihany izay hataoko, mivembena aho [1.1]
 Tsy mandeha mahitsy tsara fa mirondrona [1.13]
Explications en anglais To reel, to stagger [1.7]
Explications en français Tituber [1.8]
 Se balancer; tituber [1.13]
Exemples Mivembena azon' ny toaka izy [2.996]
Morphologie 
Présent : mivembena
Passé : nivembena
Futur : hivembena
Proverbes 

Mis à jour le 2023/01/20