Entrée mivelona (velona)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mahazo izay mitana ny aina: Mivelona amin' ny zezika ny zavamaniry ary amin' ny sakafo ny zavamananaina
¶ Mahazo tombony: Mivelona amin' ny ranomason' ny kamboty io olona tsy mifaditrovana io [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to live by something; to live in a certain condition [Hallanger 1973]
Définition française gagner sa vie d'une certaine manière; vitre d'une certaine façon [Hallanger 1974]
Morphologie 
mivelona
nivelona
hivelona
miveloma
Exemples Tsy manan-jo hivelona akory aza isika, saingy leferiny fotsiny". [Andriamalala: Ranomasina, page 67]
Citations 

Mis à jour le 2013/05/29