|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mivantana
Radical  2  vantana
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mandeha mahitsy avy hatrany: Mivantàna ao amin-dRakoto rehefa tonga any Toamasina ianao
Mandeha tsy misy mitana: Nivantana tany an-tani-mananasy ny bisikiletako ka naratra ny tongotra aman-tanako
Miteny tsy misy fitsimbitsimbinana rehefa milaza zavatra na dia ilaina aza izany (matetika ny teny verindroa "mivantambantana" no ampiasaina amin' ity hevitra ity): Mivantambantana koa Rangahy iny rehefa miteny [1.1]
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :
Tous les mots composés  9  7 combinaisons de ce mot

Entrée (2/2)10  mivantàna
Radical  11  vantana
Partie du discours  12  impératif du verbe actif mivantana [Liste complète]
Explications en malgache  13  [1.1]
Explications en français  14  [1.3]

Anagrammes  15 manintava, 16 mavintana, 17 mivantana, mivantàna

Mis à jour le 2025/10/18