Entrée mivantana (vantana)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mandeha mahitsy avy hatrany: Mivantàna ao amin-dRakoto rehefa tonga any Toamasina ianao
Mandeha tsy misy mitana: Nivantana tany an-tani-mananasy ny bisikiletako ka naratra ny tongotra aman-tanako
Miteny tsy misy fitsimbitsimbinana rehefa milaza zavatra na dia ilaina aza izany (matetika ny teny verindroa "mivantambantana" no ampiasaina amin' ity hevitra ity): Mivantambantana koa Rangahy iny rehefa miteny [1.1]
Morphologie 
Présent : mivantana
Passé : nivantana
Futur : hivantana
Impératif : mivantàna
Mots composés 

Entrée mivantàna (vantana)
Partie du discours impératif du verbe actif mivantana [liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20