|
|
|
|

Teny iditra1  mitso-drano  ~  mitsodrano
Fototeny  2 tso-drano
Singan-teny  3 mitsoka, 4 rano
Sokajin-teny  5  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  6 Mirary, maniry soa ho an' olona: Mitso-drano anao aho, anaka, mahaleova, mahalasàna
7 Manamasina: Nitso-drano ny trano fiangonana ny mpitandrina ~ Izy no nitso-drano ny mariazinay efa ho herintaona izao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 Bénir, faire les adieux à un voyageur, céder [1.3#791]
Ohatra  9  [2.356#205]
10  [2.576#4]
11  [2.649#1040]
12  [2.643#92]
Haiendriteny 
13  Ny ankehitriny :
14  Ny lasa :
15  Ny hoavy :
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  17 misondrota, mitso-drano

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/22