|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mitsapa
Fototeny  2 tsapa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mikasika amin' ny tanana: Isaky ny adiny iray dia mitsapa ny lohan-janany foana Ramatoa io fa atahorany sao manavy, hono
5 Manandrana: Omaly i dada no nitsapa ilay fiarakodia vao novidiny
6 Mijery izay tena toetran' ny zavatra iray marina: Aoka aho handeha aloha hitsapa ny halalin' ny rano
7 Mamangy amin' ny fahoriana raha misy maty: Lasa nitsapa alahelo an-dry zareo atsy avaratra i dada sy neny. [1.1]
8 manjono amin'ny tanana [Taisaka] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  9 to touch, to feel of; to console [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 toucher; palper; consoler [1.8]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  15  Fikambanana 8 amin' io teny io
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)17  mitsapà
Fototeny  18 tsapa
Sokajin-teny  19  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsapa [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mitsapà, mitsapa, 20 mpiatsa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21