|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mitsambikina
Fototeny  2 tsambikina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miezaka mandingana mafy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to jump, to leap [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 sautiller, bondir [1.8]
Ohatra  7  nitsambikina avy eo izahay mianadahy, lasa nandositra tany an-tsaha ary niafina tany anaty alan' akondro mandra-pahamaizin' ny andro. [2.472]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  12 mitsambiki-mikimpy

Teny iditra (2/2)13  mitsambikìna
Fototeny  14 tsambikina
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsambikina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mitsambikìna, mitsambikina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21