Entrée | mitovy saranga | |
Mots élémentaires | mitovy ; saranga | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Mitovy laharam-boninahitra; mitovy halava, tsanganana, mitovy hamendrehana (nampiasaina taty aoriana mba hilazana fitovian-jo aman-kasina ka tsy misy ambony sy ambany) [1.1] | |
Explications en anglais | Of equal rank [1.7] | |
Explications en français | De rang égal [1.8] | |
Mis à jour le 2023/04/16 |