|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mitonona
Fototeny  2 tonona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Milaza anaran' ny tena: Nanontaniana izy veto nitonona anarana
5 Milaza tena: Mitonona ho solon-tenan' ny mpiasa izy, nefa tsy mikarakara azy ireo akory [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to speak up; to call oneself by name, to volunteer [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 prononcer; se prononcer; dire ou avancer son propre nom [1.8]
8 se prononcer, dire soi-même son propre nom [1.5]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)13  mitonòna
Fototeny  14 tonona
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitonona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mitonona, mitonòna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21