Entrée mitono (tono)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manao ao anaty lel' afo na ao anaty lavenona mba ho masaka, manatsatsika amin' ny afo: Mitono hena. [Rajemisa 1985]
 manatsatsika, manasaly, mandoro [SLP 1986]
Traduction anglaise to broil [Hallanger 1973]
Traduction française griller au feu [Hallanger 1974]
 griller [SLP 1986]
Morphologie 
mitono
nitono
hitono
mitonoa
Mots composés, titres, noms 
Exemples Mitono mangahazo ny ankizy ary mandona ahitra horariana raha afakampitso ny reniny. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 14]
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31