|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitondra loha mody |
| Singan-teny | 2mitondra, 3loha, 4mody |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6tonga nefa tsy nahavita na inona na inona avy tany amin' izay naleha; niverina fotsiny tsy nahazo izay nalaina, tsy nahavita ny zavatra nampanaovina azy.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|