|
|
|
|

Teny iditra1  mitomany homana
Singan-teny  2 mitomany, 3 homana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 tsy mety afa-po fambola mitaraindraina ihany hahazo bebe kokoa na dia efa eo am-pihinanana aza [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12