|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mitanila
Fototeny  2 tanila
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mijoro na mipetraka tsy manatrika fa miraika amin' ny ilany iray: Mitanilà ianao rehefa mandalo ny lehibe
5 Miangatra: Fitsara-mitanila [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to go to one side of the road. A word mostly used in speaking of people who go to one side of the road and take off their hats when anything belonging to the sovereign is being carried along the road. The bearers, usually spearmen, call out mitanilà as a warning. [1.2]
7 to go aside [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 se mettre à côté, à part [1.8]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  13 fiaraha-monina mitanila

Teny iditra (2/2)14  mitanilà
Fototeny  15 tanila
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitanila [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mitanila, mitanilà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21