Entrée mitakalo (takalo)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mivarotra zavatra antsinjarany toy ny vary, sira [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mitakalo
nitakalo
hitakalo
mitakaloza
Exemples 
1Mitakalo amin' izany ny korana ka samy mamoaka ny vetsovetsony. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 8]
2Iray mitakalo arivo izany? [Andriamalala: Zazavavindrano]
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31