|
|
|
|

Teny iditra1  mitahia fa lasan-ko razana
Singan-teny  2 mitahia, 3 lasa, 4 ho, 5 razana
Sokajin-teny  6  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7 teny tenenina ataon' ny olona miresaka ka manonona ny anaran' olona efa maty amin' ny andro alina [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12