Entrée misoritra (soritra)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Misy tsipika miavaka: Nisoritra teny amin' ny handriny ny havizanana [Rajemisa 1985]
Morphologie 
misoritra
nisoritra
hisoritra
Exemples Havizanana no hita misoritra avy hatrany amin' ny tavany; [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 41]

Mis à jour le 2020/07/31