|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 misolanandrana |
| Fototeny | 2 solanandrana |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Milanjalanja loha, mianjonanjona
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 porter la tête haute, soit par habitude, soit par fierté
[1.3] |
| Ohatra |
6 Ny olona misolanandrana sy bontsinin'ny hambom-po, tsy hotohako.
[2.996]
|
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 11 misolanandràna |
| Fototeny | 12 solanandrana |
| Sokajin-teny | 13 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misolanandrana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | misolanandrana, misolanandràna |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|