Entrée misava ny zavona (sava, ny, zavona)
Partie du discours locution
Explications en malgache lasa na foana ny zavona; enti-milaza koa ny fahataperan' ny fotoam-pisaonan' ny maty vady [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31