|
|
|
|

Teny iditra1  misara-nono
Singan-teny  2 misaraka, 3 nono
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza ny zaza mitsahatra tsy minono amindreniny intsony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be weaned [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 être sevré [3.1]
Ohatra  8  ary ny zaza vao misara-nono hanao ny tànany ao an-davaky ny baziliky [2.996#4.28.30]
9  Ratompokoamandrainy kanefa maty raha mbola tsy nisara-nono akory ny zaza. [2.508#341]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12