|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  misanasana
Fototeny  2 sanasana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 (vava) Misokatra be ka tsy miafina ny ao anatiny fa miharihary daholo, mitanatana: Nisanasana ny vavan' ilay alika ka nandositra aho [1.1]
Ohatra  5  Fa raha vantany vao midify ianao ka hitany irery aho dia misanasana ny vavany. [2.5]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10  misanasanà
Fototeny  11 sanasana
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misanasana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  misanasanà, misanasana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21