Entrée misalotra (salotra)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Mitondra salotra: Hitako misalotra Rangahy iny rehefa mianjaika
¶ Mitafy ilany kely izay tsy mahasarona ny tena manontolo: Nisalotra tapa-damba kely misoratra teny am-bozony izy
¶ Manao akanjon' olona, indrindra raha akanjon' olona ambony voninahitra noho ny tena: Sahinao ve ny hisalotra ny akanjo-na lietnà nefa ianao vao kaporaly?
Explications en anglais  [Hallanger 1973] to wear a vest
Explications en français  [Hallanger 1974] porter gilet
Morphologie 
misalotra
nisalotra
hisalotra
misalora

Mis à jour le 2022/09/14