|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  misalaka
Fototeny  2 salaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manao salaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to wear a loincloth [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 porter le pagne [1.8]
Ohatra  7  Basivava tsy mahay mikabary Marovatana
be tany tsy misy vokatra Avaradrano
mirebareba tsy misalaka landy Ambodirano
mirijarija tsy mihaingo Vakinisisaony
be kibo tsy manavy Vonizongo
be ohabolana miroky Vakinankaratra
fa ny Voromahery ihany no lohany
[2.131]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  12 misarandrana

Teny iditra (2/2)13  misalakà
Fototeny  14 salaka
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misalaka [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  misalakà, misalaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20