|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  misakaiza
Fototeny  2 sakaiza
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mifankatia, tonga sakaiza: Aza misakaiza amin' iny ankizy iny ianao, fa tsy tsaratsara toetra izy iny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be friend;
6 opposite sexes, to be lovers [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 être amis, camarades;
8 ente homme et femme, être amants [1.8]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)13  misakaizà
Fototeny  14 sakaiza
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misakaiza [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  misakaizà, misakaiza

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21