Entrée | 1 misafidy (safidy) |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 Mifidy, maka izay tiana [1.1] |
Explications en anglais |
4 to make a choice, to make a decision [1.7] |
Explications en français |
5 faire un choix; prendre une décision [1.8] |
Exemples |
6 Fahafahana misafidy antokom-pivavahana. [4.27#] 7 Koa ireo ary ny fanazavazavana kely, koa anao no misafidy azy! [1.381#] 8 Mahazo misafidy ny mpirary am-panam-badiana, raha tiany ny hisafidy. [2.245#] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2023/02/26 |