|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mirodana |
| Fototeny | 2 rodana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mianjera ambony ambany, mikoa, mihotsaka: Nirodana ny tambohonay azon' ny ranonorana nijojo tsy an-kijanona
5 Rava: Nirodana ny fanantenana 6 Mianjera, mivarina: Tao ankady avara-trano no nirodana ny mpangalatra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to fall down, as a wall
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 s'écrouler, s'ébouler
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 13 mirodàna |
| Fototeny | 14 rodana |
| Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mirodana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fivaditsoratra | 16 amindrao, 17 maidrano, 18 manodira, 19 marodina, 20 midaròna, midarona, 21 mirodana, mirodàna |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/18 |
|