|
|
|
|

Teny iditra1  miroaroa saina
Singan-teny  2 miroaroa, 3 saina
Sokajin-teny  4  kambanteny
Ohatra  5  Miovaova endrika sy miroaroa saina ombieny ombieny Rasoa, tsy afaka mampifantoka tanteraka ny safidiny. [2.470#103]
6  izay haliavita ny intsika no atao, fa tsy miroaroa saina ary tsy mivadibadika [2.48#957]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26