Entrée mirindrina (rindrina)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mikatona, tsy mivoha: Nirindrina ny tranonareo tamin' ny izahay nandalo
Tsy mivoaka ny trano fa mihiboka ao (mirindrin-trano no fandre matetika), mihidy aman-trano: Mirindrina ao, mirindrin-trano ao Rakoto mba tsy ho voahelingelina [1.1]
Exemples Dia izay tsy misy vavahady mirindrina na mihidy sady mitoka-monina. [2.996]
Morphologie 
Présent : mirindrina
Passé : nirindrina
Futur : hirindrina
Impératif : mirindrìna
Mots composés 

Entrée mirindriña
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Tambahoaka] Manidintsidina [1.78]

Entrée mirindrìna (rindrina)
Partie du discours impératif du verbe actif mirindrina [liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]
Exemples Andeha, mirindrìna ao anatin'ny tranonao ianao. [2.996]

Mis à jour le 2023/10/16